|
|
|
|

Entrée1  tsy roa aman-tany
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  [2.470] Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao.
4  [2.472] Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony.
Mots élémentaires  5  tsy, roa, amana, tany

Mis à jour le 2024/12/07